Teny iditra mifaratsaka (faratsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivarina, mianjera: Nafana loatra izy ka tsy tratra nifaratsaka tany anaty rano. / Nifaratsaka tany anaty hady ilay vato natorako
¶ Mialokaloka: Nifaratsaka tany anaty ala ny lehiben' ny mpikomy ka saika tsy hita
¶ Sandra, tohatra: Sambatra ianao fa nifaratsaka tamin' ny zava-tsoa rehetra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifaratsaka
nifaratsaka
hifaratsaka

2010/05/14