Teny iditra mifarimbona (farimbona)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay m [...]
¶ Miaraka miasa: Nifarimbona nandritra [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to operate, as by two or more, alternately upon anything. [Richardson 1885]
   to act together [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   agir ensemble; coopérer [Hallanger 1974]
Ohatra   Nahasosotra, hoy indray ny teniny, fa tsy nety nifarimbona ilay Rangahy. [Andraina: Mitaraina, takila 248]
Ny bikany  
mifarimbona
nifarimbona
hifarimbona
mifarimbòna

Teny iditra mifarimbòna (farimbona)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifarimbona [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/01