Teny iditra mifarina (farina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana
¶ (Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an' io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy used of a child suffering from constipation. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay constipation des enfants [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Mpanahaka  mitohana

2012/08/01