Teny iditra mifaroratra (faroratra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Miroritra, mihalava, maditidity: Hita terý am-paravodilanitra nisy rahona fotsy nifaroratra nanakona ny masoandro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy used of anything that is thick, like honey or treacle. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifaroratra
nifaroratra
hifaroratra

2013/04/21