Teny iditra mifatratra (fatratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy lying close, put close together. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifatratra
nifatratra
hifatratra
mifatrara
Ohatra Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !... [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 170]

2012/08/01