Teny iditra mifatsifatsy (fatsifatsy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny vary tsy mohaka fa mitsiratsiraka: Mahate hihinana izany vary izany fa mifatsifatsy erỳ [Rajemisa 1985]

2009/02/23