Teny iditra mifefy (fefy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo?
¶ Manatona ho ao ambany fiarovana: Mifefy amin' ny reniny ny zazakely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy being walled, being fenced. [Richardson 1885]
 to be enclosed by a fence, a wall [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être entouré d'une clôture, etc. [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifefy
nifefy
hifefy
mifefe

Teny iditra mifefy (fefy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin' ny famonoana omby [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy having the ceremony of the afana performed for one, applied to the deceased. [Richardson 1885]

2012/08/02