Teny iditra mifehy (fehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamatotra: Mifehy kitay
¶ Mitondra, miadidy: Tsy zava-mora akory ny mifehy vahoaka
Mitovy hevitra: mifatotra ~ mifehy ~ mirohy ~ mivadiditra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tie
¶ to superintend, to oversee, to overrule, to govern
¶ to wear sashes across both shoulders, as in the ceremony of circumcision. [Richardson 1885]
 to control, to govern [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay lier, gouverner, administrer [Hallanger 1974]
Ohatra Ary ny zoron-trano efatra mifehy vola eny ampovoany. [Callet: Tantara, takila 126]
Endriteny 
mifehy
nifehy
hifehy
mifeheza
Teny nalaina 

Teny iditra mifehy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mifindra [Rakotosaona 1972]

2012/08/02