Teny iditra mifelana (felana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivelatra, vaky: Efa mifelana ny voninkazo
¶ Manao teny mamy, vava soa, mampanantena hanao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifelana
nifelana
hifelana

2010/05/14