Teny iditra mifelika (felika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miolaka, miolika, mihodivitra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to go obliquely, to proceed in an indirect or circuitous course, to go in an oblique way. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifelika
nifelika
hifelika
mifeleha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31