Teny iditra mifendrofendro (fendrofendro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifararemotra, na miketron-tarehy sady manganohano toa te hitomany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be distorted in the features, to make a wry face, to pout, to be whining, to be evil-looking. [Richardson 1885]
 to be on the point of weeping (especially of facial expression) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être sur le point de pleurer (se dit de traits du visage); pleurnicher [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifendrofendro
nifendrofendro
hifendrofendro
mifendrofendroa
Ohatra Sady mbola nifendrofendro hitomany izy no nampandroso azy rehetra hiditra ny trano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 182]
Teny nalaina 

2012/08/02