Teny iditra mifendrotra (fendrotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miketrona: Nifendrotra ny endriny teo am-pamakiana ilay taratasy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be shrivelled, as the face or the skin of old people
¶ to be on the point of weeping. See fendrofendro. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifendrotra
nifendrotra
hifendrotra
mifendrota

2012/08/02