Teny iditra mifenifeny (fenifeny)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Maimay: Mason-tanora miranga ny anay ka mifenifeny ny hahazo (Tsel.) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Having a fence. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Chercher avec empressement à droite et à gauche: Nifenifeny izy fa tsy hitany izay notadiaviny (Il le cherchait à droite et à gauche mais il ne l'a pas trouvé) ~ Mifenifeny ny akoho mitady izay hanatodizany (La poule va à droite et à gauche cherchant un endroit pour pondre) [Abinal 1888]
Endriteny 
mifenifeny
nifenifeny
hifenifeny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31