Teny iditra mifetaka (fetaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin' ny vatan' ny fiarakodia ny fotaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Adhering, wet, sticking to. [Richardson 1885]
Ohatra   Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 147]
Ny bikany  
mifetaka
nifetaka
hifetaka
mifetaha

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/02