Teny iditra mifetoka (fetoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra aho
¶ Miomana hamely amin' ny tandrony (ny omby) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to turn the head, to be angry, to be enraged, to be violent. [Richardson 1885]
Ohatra Raha nindramin-dRasoa haka vary akotry tao an-davabary izy indray mandeha , hoy izy nifetoka sy nivoaka ny trano: [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 91]
Endriteny 
mifetoka
nifetoka
hifetoka
mifetoha
Teny mitovy hevitra mifetopetoka
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/08/02