Teny iditra mifetra (fetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy fetrany: Mifetra ny hafaliana rehetra eto an-tany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy limited, bounded, under restraint; fig. to take an oath. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifetra
nifetra
hifetra
mifera

2012/08/02