Teny iditra mifetsaka (fetsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony
¶ Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-davabato ireo mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tumble down, to fall, to strike against, to hit. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifetsaka
nifetsaka
hifetsaka
mifetsaha

2012/08/02