Teny iditra mifezafeza (fezafeza)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahia lava noho ny hanoanana: Mifezafeza erỳ ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra ny hidaboka iny raha vao hotsofin' ny rivotra [Rajemisa 1985]

2009/02/23