Teny iditra mifezaka (fezaka)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Fisaka: Mifezaky ny hanoanana izany ny kiboko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Shrunk, as the stomach from great hunger; meagre, lean, starved. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifezaka
nifezaka
hifezaka
mifezaha

2013/04/21