Teny iditra mifia-bary maina
Singan-teny mifiaka ; -bary (vary) ; maina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mihinam-bary tsisy laoka, mihafy mafy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24