Teny iditra mifia-dranomaso
Singan-teny mifiaka ; ranomaso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cry continually. [1.2]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18