Teny iditra mifiaka (fiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to chew and suck the sugar-cane, bones, and fruit of all kinds. [Richardson 1885]
 to chew and suck as in eating sugar cane [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mâcher et sucer, comme en mangeant de la canne à sucre [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifiaka
nifiaka
hifiaka
mifiaha
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra valala tsy ampoky ny ahitra va aho / ka hifiaka ny antsoro maina / na sarotra aza ny taona / ka hifiaka ny avohomby? [Fox: Hainteny, laharana 249]
Teny nalaina 

2013/04/21