Teny iditra mifihitra (fihitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mifikitra: Mifihitra amin' ny hazo ny vahy
¶ Mikely aina, milozoka, mikezaka: Mifihitra amin' ny fianarana ity zaza ity
¶ Mitana, mikiribiby: Mifihitra amin' ny heviny izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to lay hold of, to grasp, to grip. [Richardson 1885]
   to cling [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   se cramponner, s'attacher fortement [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mifihitra
nifihitra
hifihitra
mifihira
Fitovian-keviteny   mamihitra

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/02