Teny iditra mifindra (findra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
¶ Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany
¶ Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to remove, to change place, to migrate [Richardson 1885]
 to move, to change place [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay changer de place, se mouvoir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifindra
nifindra
hifindra
mifindrà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa. [Andraina: Mitaraina, takila 192]

Teny iditra mifindra (findra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy to be contagious. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mifindrà (findra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifindra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/02