Teny iditra mifingafinga (fingafinga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Sahirana mamindra matetitetika: Nododonana Rasoa fa maika ny fiarakodia; inty izy mifingafinga ao anatin' ilay zipony tsy mandingan-tatatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to walk in a loose and awkward manner, as if about to trip. Probably from the movement of the finga, which, having a convex base, is easily made to move about. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifingafinga
nifingafinga
hifingafinga
mifingafingà

Teny iditra mifingafingà (fingafinga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifingafinga [fitanisana]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]

2012/08/02