Teny iditra mifinjifinjy (finjifinjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivihivihy: Misy maharary an' ity zaza ity angamba fa mifinjifinjy erý izy rehefa mivalan-drano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to shudder, to quake from pain or fear. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifinjifinjy
nifinjifinjy
hifinjifinjy
mifinjifinjia

Teny iditra mifinjifinjy (finjifinjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tery dia tery: Mifinjifinjy loatra iny akanjonao iny ka esory fa sao mankarary anao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to fit tighly (of clothing) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être collant (se dit des vêtements) [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifinjifinjy
nifinjifinjy
hifinjifinjy

2012/08/02