Teny iditra mifintina (fintina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihafohy sy mihakely: Mifintina ny lamba sasany rehefa sasana
¶ Tery mifinjifinjy: Dia manao akanjo mifintina loatra ity ianao!
¶ Mihakely, mihamahia: Loza fa vao avy narary izy dia iny nifintina iny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To shrink, to grow less, to contract, to draw one's limbs together. [Richardson 1885]
 to shrink, to become smaller or shorter [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se rétrécir, être raccourci; diminuer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifintina
nifintina
hifintina
mifintìna

Teny iditra mifintìna (fintina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifintina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/02