Teny iditra mifioka (fioka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandefa feo mafy toa sioka eny am-panidinana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To hiss, to whiz, to make a hissing noise, as a whip
¶ to whistle, as the wind through a roof, to snort like a bull.
¶ to beat, to flog
¶ to grow thin. [Richardson 1885]
 to whistle, as a whip, etc [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay donner un sifflement, comme l'air agité par un fouet; siffler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifioka
nifioka
hifioka
mifioha
Ohatra Raha nisy faritra noheveriny ho mbola tsy madio tsara, tsy niteny izy fa nifioka ny karavasy dia notondroiny ilay faritra. [Andraina: Mitaraina, takila 66]

2012/08/02