Teny iditra mifira (fira)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bezanozano] mikapa ala [Rakotosaona 1972]
   [Bara, Taisaka] mikapa hazo [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] mijinja ahitra amin'ny antsy lava [Rakotosaona 1972]
   Mikapa zavamaniry mbola eo am-paniriana; mijinja [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to cut down, to reap, to fell; to kick with the heel. [Richardson 1885]
Ny bikany  
mifira
nifira
hifira
mifi

Teny iditra mifi (fira)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifira [firaketana]

Teny iditra mifi (fitra)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifitra [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/02