Teny iditra mifito (fito)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizarazara fito [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to divide into seven, to be in sevens. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay être partagé en sept [Abinal 1888]
Endriteny 
mifito
nifito
hifito
mifitoa

2017/05/15