Teny iditra mifitsaka (fitsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mipetraka tsara mova tsy ny mifintina mihitsy ny tenany, miampirina [Rajemisa: Fiteny 4 takila 128]
 Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny volon-doha raha lena ~ Mifitsaka ny katsaka azon' ny orana
¶ Mifintina: Mifitsaka ny tany tratran' ny orana
¶ Mipetraka tsy mihetsika: Mifitsaha aloha ato an-trano fa mangatsiaka any ivelany
¶ Miery: Mifitsaka ao anatin' io lava-bato io izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be flat and thin, to slip into a narrow place [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être plat et mince [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifitsaka
nifitsaka
hifitsaka
mifitsaha
Ohatra 
1Nifitsaka toa tsy afa-nihetsika ny marary; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 56]
2Noho izany rehetra izany, nifitsaka izahay tao amin' ny sekoly na iza na iza. [Andraina: Mitaraina, takila 247]
3Rehefa mifitsaka tsara io dia andefasana fako sy tany masaka vaovao indray. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 21]

2016/08/26