Teny iditra mifody (fody)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miverina amin' ny tompony voalohany, amin' ny mpivarotra nividianana azy: Ny entana lafo tsy mifody intsony ato
¶ Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mifody lava io vavolombelona io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to return to the original owner; to back out of a bargain [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay revenir au premier marchand, ou au premier maître, se dédire, rompre un contrat [Abinal 1888]
 revenir au premier maître; se dédire, rompre un contrat [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifody
nifody
hifody
mifodia
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mifody
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mirindrina, mikatona [Rakotosaona 1972]

2012/08/02