Teny iditra mifofo (fofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamorom-pikasana ratsy hamono, hamely: Hatry ny ela no efa nifofo azy Rakoto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifofo
nifofo
hifofo
mifofoa

Teny iditra mifofo (fofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to bespeak, to tell or engage beforehand; to become engaged. [Richardson 1885]

2013/04/22