Teny iditra mifofofofo (fofofofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrivotra fatratra
Mitovy hevitra: miasa ~ miezaka mafy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to blow hard [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay souffler fort [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifofofofo
nifofofofo
hifofofofo
Ohatra Nifofofofo ny rivotra tamin'io takariva io, ka hoatry ny milaza amin-dRazaimalala, fa anio dia anio ihany no fara andro ihetsehan'ny fofonain-dRandrianaivo. [Rajohanesa: Kintana]

2012/08/02