Teny iditra mifofoka (fofoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera, mivarina, miantonta: Nifofoka tao anaty rano ilay zazalahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tumble down, to fall down. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifofoka
nifofoka
hifofoka
mifofoha

2012/08/04