Teny iditra mifofotra (fofotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra
¶ Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany
¶ Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make a big effort [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire de grands efforts [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifofotra
nifofotra
hifofotra
mifofora
Teny mitovy hevitra mamofotra
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany [Baiboly: 29:054:016/Isaia 54:16..]

2013/04/24