Teny iditra mifoha (foha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
¶ Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wake up, to get out of bed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'éveiller, se lever [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifoha
nifoha
hifoha
mifohaza
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  mifohafoha
Teny nalaina 

2012/10/01