Teny iditra mifohafoha (fohafoha (foha))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Misehoseho, mitsangantsangana (fiteny indrindra amin' ny volo): Nifohafoha volo ilay voronkely vao navelan' ny ankizy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to rise up, to be in constant agitation. [Richardson 1885]
Ny bikany  
mifohafoha
nifohafoha
hifohafoha
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra mifohafoha (fohafoha (foha))
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza tany mando efa maimaina mbola tsy mafy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of ground not properly hardened, but having loose dust about; also of a quarrel perpetually renewed [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/24