Teny iditra mifohehatra (fohehatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Idiran-doza, mahita angano: Nifohehatra ny zanako tamin' ny nataonao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be malignant, to do mischief. mamohehatra is more frequently used [Richardson 1885]
Haiendriteny 
mifohehatra
nifohehatra
hifohehatra
mifohehara

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31