Teny iditra mifoka (foka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
¶ Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio
¶ Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to breathe in, to absorb; to smoke tobbacco [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay aspirer; absorber; fumer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifoka
nifoka
hifoka
mifoha

2011/07/11