Teny iditra mifokatra (fokatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho, miseho andro: Nifokatratampoka ny fahavalo ~ Lasa izy vao nifokatra daholo ny ratsy rehetra vitany tao an-tanàna [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as mifohatra [Richardson 1885]
Endriteny 
mifokatra
nifokatra
hifokatra
mifokara

2013/04/22