Teny iditra mifoko (foko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitambatra, miray fo sy saina mba hanao zavatra, miray dina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to join, to unite, to associate, to conspire. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifoko
nifoko
hifoko
mifokoa

2011/07/11