Teny iditra mifokofoko (fokofoko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitomany mafy ka efa ahovitrovitry ny tomany mihitsy ny tena [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifokofoko
nifokofoko
hifokofoko

2010/05/14