Teny iditra mifolo (folo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizarazara folo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to divide into ten parts, to be in ten. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay être divisé en dix ou se partager en dix [Abinal 1888]
Endriteny 
mifolo
nifolo
hifolo
mifoloa

Teny iditra mifolo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] miery hamely [Rakotosaona 1972]

2011/07/11