Teny iditra mifololotra (fololotra)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra toy ny setroka mivoaka mibosesika avy amin' ny toerana iray
Mitovy hevitra: mipololotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rise up gradually in a column as smoke, etc.; to be straight. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifololotra
nifololotra
hifololotra

2013/04/22