Teny iditra mifondrofondro (fondrofondro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangataka mafy, mitalaho, miambezo, mitampesona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to beg earnestly or cravenly. See angavy. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifondrofondro
nifondrofondro
hifondrofondro
mifondrofondroa

2012/08/04