Teny iditra mifono (fono)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirakotra manontolo: Nifono vy mihitsy ny Vazaha taloha rehefa hiady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy covered, wrapped up: Mifono volamena izy (It is plated with gold) [Richardson 1885]
Endriteny 
mifono
nifono
hifono
mifonosa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Reniny mifono lamba, lanjaina amin' ny bao tokana sy mikivilivily no iherikerehany matetika. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 130]
2Nisy voro-damba nifono zavatra novahan' ilay zaodahiny. [Andraina: Mitaraina, takila 93]
Teny nalaina 

2012/08/04