Teny iditra mifonoka (fonoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misarona lamba ao am-pandriana hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia; mibonoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be wrapped up completely in anything, to nestle, to be snug. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifonoka
nifonoka
hifonoka
mifonoha
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 131]
Teny nalaina 

2013/04/22