Teny iditra mifontina (fontina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miverina mba hamely indray, miverina, mifotitra: Nifontina ireo dahalo namely afakomaly [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to entangle, as thread
¶ to vent one's displeasure on an innocent party in case of having no authority over the guilty
¶ to return to a fight after having been defeated. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifontina
nifontina
hifontina
mifontèna

2013/04/22