Teny iditra mifora (fora)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Voadidy foitra: Amin' ny foko sasany, tsy miditra ao am-pasan-drazana ny lehilahy tsy mifora [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy circumcised. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifora
nifora
hifora
miforà

Teny iditra miforà (fora)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifora [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/22